|
|
|
|

Entrée1  endahana
Radical  2  endaka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Alana hoditra: Efa nendahana ve ilay omby?
Esorina ny akanjo eny aminy: Nendahan' ny mpangalatra izy
Explications en anglais  5  [1.7] to be flayed, to be peeled off ; to have one's clothing removed by force
Explications en français  6  [1.8] qui on écorche, qu'on dépouille
Exemples  7  Ny amidy eny an-tsena hosora-menaka, dia ampihaingoina ny vehivavy, nefa rehefa lafo dia endahana ny haingony [1.437]
8  manaraka izany, dia endahana ny hoditr' ilay omby ka arakotra azy roa, fa tonga biby, hono, izy amin' izay, ka afaka amin' ny fadim-panambadiana. [2.436]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot endahana

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21