|
|
|
|

Entrée1  elektrisite
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Anarana nomena ny hery anankiray izay tsy fantatra ny momba azy afa-tsy amin' ny asany sy ny toetrany sasantsasany, toy ny fisintonany zavatra, fiterahany hazavana na hafanana, na fanovana zavatra ara-pomba simika; noho ny fahatsapana ny fitovian' ny hery aman-toetoetran' ny elektrisite amin' ny an' ny varatra dia nomena anarana hoe herimbaratra koa izy [1.1]
Explications en anglais  4  electricity [1.7]
Explications en français  5  électricité [1.8]

Mis à jour le 2020/07/31