Entrée | 1 doroana |
Radical | 2 doro |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Ampirehetina, tsoloana afo: Doroy ireto fako ireto [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be burned [1.7] |
Explications en français |
6 qu'on brûle, qu'on incendie [1.8] |
Exemples |
7 Ny mpikomy izay nomen'ny olona anarana hoe: Menalamba: dia nandroso matetika hiany ny famelezan'ny Vahoaka; tafihiny, ka alain'ny fananany, doroany ny trano, ary vonoiny ny olona; mafy ny manjo ny vahoaka. [2.59#289] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 andoaro, andoroa, arodano, arodona, doranao, doroana |
Mis à jour le 2023/01/20 |