|
|
|
|

Entrée1  donina
Radical  2  dona
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Pohina: Nodonin' ny andry ny lohako ka fanina mihitsy aho
5  Pehina: Doninao mafy loatra ny varavarana
6  Asian-teny henjana, tenenina mafy: Nodonin' ny lehibeny izy ka vaky barara tery, [1.1]
Explications en anglais  7  to be struck, to be knocked on [1.7]
Explications en français  8  qu'on frappe [1.8]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Anagrammes  13  andony, donain, donina, idonan, nandio, nanody, naodin, nidona, nodian, nodina, ondany

Mis à jour le 2023/01/20