|
|
|
|

Entrée1  dolara
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3  [1.66.fr#305] dollar
International  4  [3.1] $
Exemples  5  [2.113] Isan-taona, dia hisy onitra homen' i Morosy an' i Madagasikara, dia volamena arivo dolara, volafotsy arivo dolara, vanja zato barika, basy, fitafiana, soavaly roa.
6  [4.27] Voalaza fa tany Ilakaka, teo anelanelan' ny 1998 sy 2002, ny fitrandrahana safira sy karazam-batosoa mena dia nitarika fahaverezam-bola iray miliara dolara ho an' ny firenena.
Vocabulaire  7  Economie: finances, gestion

Mis à jour le 2024/12/07