Entrée | 1 diovina |
Radical | 2 dio |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Sasana, atao afa-doto: Diovy ny akanjonao fa fety rahampitso / Diovy ny fonao Fotsina: Efa nodiovin' ny miaramila ve ny benitra? Nangalarana, atao mafafa: Nodiovin' ny dahalo ny tanàna tao Ananona |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be cleansed, to be purified 6 [1.7] to be cleaned |
Explications en français |
7 [1.8] qu'on nettoie, qu'on purifie |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |