Entrée | 1 dinta |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Karazana kankana monina eny an-tanimbary sy eny amin' ny honahona ary mitsentsitra ny ra; mora mipetaka amin' ny tenan' ny olombelona ny dinta noho ireo tandrony roa fanandrohany eo amin' ny lohany sy ny vodiny, izay indray mitsentsitra daholo; avy amin' izany no nahatonga ilay ohabolana hoe: Mihinan-droa tahaka ny dinta |
Explications en anglais |
4 [1.2] a leech. Linta is used in the provinces [Mal. lintah] 5 [1.7] a leech |
Explications en français |
6 [1.8] sangsue |
Vocabulaire |
7 Zoologie: invertébrés |
Analogues | 8 dintamborona, dintanala, dintandrano |
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot dinta |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |