|
|
|
|

Entrée1  dinihina (dinika)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Fakafakaina, alaina ambony alaina ambany: Tokony hodinihina tsara izany raharaha izany [1.1]
Explications en anglais  4  To be examined into, to be talked over minutely, to be admonished [1.2]
5  To be closely examined [1.7]
Explications en français  6  Qu'on rumine, qu'on examine: Tokony ho hodinihinao tsara izany (Vous devez bien examiner cela) [1.3]
7  Qu'on examine de près [1.8]
Exemples  8  Maika loatra izany fa tsy maintsy dinihina tsara. [2.332#]
9  Iza no mahazo tombony amin' ny inona, raha dinihina? [1.369#]
10  Matetika moa ny zavatra tsy hita raha tsy efa dinihina ela. [2.643#]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot dinihina

Mis à jour le 2024/01/13