|
|
|
|

Entrée1  dimampolo
Partie du discours  2  adjectif
Vocabulaire  3  Mathématiques: arithmétique
Explications en anglais  4  Fifty [1.2]
Explications en français  5  Cinquante [3.1]
Exemples  6  Nisy lalana dimampolo kilaometatra mahery no vitan' ny mpandositra tamin' izany, fa tsy nanitsy moa ny dia. [2.472]
7  Ny fahanterana moa manindry rahateo noho ny dimampolo efa nilaozana; [2.470]
Dérivés 
8  Adjectifs :
Mots élémentaires  9  dimy, folo
Tableaux et planches  10  Les nombres
Article  11  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Mis à jour le 2023/07/30