Entrée | 1 dikaina |
Radical | 2 dika |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Ihoarana avy eo ambony: Dia tsy ho hainao dikaina ve io tatatra io Seranana na salovanana eo anoloana na eo ambony: Aza dikainao itỳ dadatoanao, anaka Andalovana fotsiny, tsy raharahaina: Loza fa nodikainaony lehibenao, hadinonao angaha ny hoe: aza manao rano dihain-jinga! Nodinganina, navela fa hadino: Andalana tala no nodikain' ny mpanoratra amin' ny milina Tsy narahina: Nodikainao ny lalàna ha hofaizina ianao |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be overstepped, to be translated 6 [1.7] to be crossed by something |
Explications en français |
7 [1.8] dont on s'est écarté |
Exemples |
8 Ka ianareo tsy manivaka, milaza ny marina tsy azonay dikaina. [2.245#] 9 Nanorenana tetezana teny amin' ireo renirano tsy maintsy dikaina. [2.445#] 10 Fa izaho no saonjo an-kihin-karana : tsy hadím-body, tsy hanin-dravina, ka raha dikaina, mahabe lohalika; [1.406#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot dikaina |
Anagrammes | 18 |
Mis à jour le 2025/01/21 |