|
|
|
|

Entrée1  dieny
Partie du discours  2  conjonction [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Famintinana ny hoe dia ny, izay midika hoe "raha mbola": Miasà dieny matanjaka
Explications en anglais  4  [1.7] while yet, during the time that
Explications en français  5  [1.8] pendant que, alors que
Exemples  6  Tsy aleo ve dia velezina ny vy dieny mafana? [2.528#]
7  Azoko tantaraina dieny izao izany fialany izany. [2.472#]
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/10