|
|
|
|

Entrée (1/2)1  diditra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.10#D508] firaisana, na fifatorana tsy tsotra fa mifampiolanolana, na mifaningontsingotra be, sarotra vahana
Explications en anglais  4  [1.2] [Provincial] rolling, twisting. See fadiditra, vadiditra; lilitra also used
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Verbes passifs :
7  Verbes relatifs :
8  Noms :
Synonymes  9  liditra, fadiditra, vadiditra
Mots composés 

Entrée (2/2)11  diditra
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13  [1.10#D508] [Betsimisaraka] toetra nolovana izay mamatotra mafy, mivadiditra; tarazo sarotra ialana; karazana
fiaviana, taranaka, fototra niandohana, razana
14  [1.78] [Sihanaka] fomba na talenta na kilema nolovana

Anagrammes  15 

Mis à jour le 2025/01/21