Entrée (1/2) | 1 didin-tsokina |
Radical | 2 didy, sokina |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 aretina amin' ny fanambanin' ny rantsan-tongotra 5 (didintsokina) Ratra toy ny tataka kely eo amin' ny elakela-drantsana na eo amin' ny fanambaniny, ary tsy tsaroana akory izay nahavoa azy [1.1] |
Explications en anglais |
6 [sokina, a small hedgehog] an injury, or chaps under the toes [1.2] |
Vocabulaire |
7 Santé |
Entrée (2/2) | 8 didintsokina |
Partie du discours | 9 nom |
Explications en français |
10 petit bout d'une chose, pointe du bonnet. [Tankarana]
[1.19] |
Anagrammes | 11 didin-tsokina, didintsokina |
Mis à jour le 2020/07/31 |