Entrée | 1 dibo-kafaliana |
Mots élémentaires | 2 diboka, hafaliana |
Partie du discours | 3 locution |
Exemples |
4 Vao mainka dibo-kafaliana sy nidobodoboka ny fon-dRasoa. [2.470] 5 Ny vahoaka rehetra dia velom-panantenana sy efa dibo-kafaliana ambony ihany. [2.472] |
Mis à jour le 2024/03/08 |