|
|
|
|

Entrée1  demôkrasia
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  fahefan' ny vahoaka
4  fanjakana, fitondram-pirenena isehoan' ny fahefan' ny vahoaka [1.62#227]
Explications en anglais  5  democracy [3.1]
Explications en français  6  démocratie [3.1]
Exemples  7  Maharitra roa na telo volana ny fandinihana azy io any amin' ny firenena anjakan' ny demokrasia. [4.27]
8  Ny demokrasia sy ny feni-kevitra momba ny Fanjakana tan-dalàna no fototra iorenan'ny Repoblika. [1.320]
Vocabulaire  9  Politique
Analogues  10  demokraty, demokratika

Mis à jour le 2020/07/31