|
|
|
|

Entrée1  danise
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Dihy vahiny nentin' ny Vazaha, mitovy amin' ny hoe bal, izay iarahan' ny lehilahy sy ny vehivavy misonenika amin' ny feo-mozika, ka mifanatrika ary mifampisakambina izy amin' izany
Explications en anglais  4  [1.2] dancing in European fashion. See dihy
Explications en français  5  [1.3] Danse européenne
Synonymes  6  dihy
Mots composés 

Anagrammes  8 

Mis à jour le 2025/01/21