|
|
|
|

Entrée1 dadanaivo
Mots élémentaires  2dada, 3ivo
Partie du discours  4 nom
Explications en malgache  5Teny iantsoana na ilazana lehilahy iray tampo amin' ny ray na ny reny, eo anelanelan' ny lahimatoa sy ny faralahy: Aoka re, ry dadanaivo, fa tapaka ny tsinaiko amin' ny hatsikana ataonao. [1.1]
Exemples  6 Tsaroana ho tena sarobidy ny nananana an-dry Dr Rabesandratana sy dadanaivo Ranaivoson G. [2.356#]
Vocabulaire  7 Rapports: famille

Anagrammes  8 dadanaivo, 9 voadadina

Mis à jour le 2025/09/12