|
|
|
|

Entrée (1/2)1  boriky
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Ampondra [1.1]
Exemples  4  Tsy nihinana ny nofon' ny boriky ny Jiosy; [1.38]
5  kely izy noho ny soavaly ary lava orona tahaka ny boriky; [1.38]
Vocabulaire  6  Zoologie: mammifères
Mots composés 
Proverbes  8  Proverbes contenant le mot boriky
Article  9  Randzavola: boriky ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)10  boriky
Partie du discours  11  nom
Explications en malgache  12  Olona donendrina, tsy mahalala na inona na inona fa bado velona: Ilay boriky vavy itỳ [1.1]

Anagrammes  13  boriky, kibory

Mis à jour le 2022/07/30