|
|
|
|

Entrée (1/3)1  bonga
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Sombin-tany mivaingana, dongona kely
Tendrombohitra na havoana avo sady lehibe: Any ambadiky ny bonga roa ambin' ny folo
4  [1.78] [Taisaka] vongana
5  [1.78] [Sihanaka] tanety
6  [1.13] havoana na tendrombohitra kely
Explications en anglais  7  [1.2] a clod, a lump of earth; a hill, an eminence [Polyn. mamunga]
Explications en français  8  [1.82] [Taisaka] bloc, masse
9  [1.19] [Tankarana] montagne, plateau.
10  [1.13] dôme, butte
Vocabulaire  11  Géographie: (en général)
Dérivés 
12  Verbes actifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
Synonymes  15  bongo
Mots composés 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot bonga

Entrée (2/3)20  bonga
Partie du discours  21  nom
Explications en malgache  22  [1.78] [Tanala] ny mahalehilahy ka ilay toa kitapo kely misy voanjavatra roa eo
23  [1.1] Filazana, amin' ny foko sasany, ny vihina, na ireo vongana roa eo ambanin' ny filahiana
Vocabulaire  24  Biologie
Analogues  25  bongabe

Entrée (3/3)26  bonga
Partie du discours  27  nom
Explications en malgache  28  [1.1] Anarana iantsoana ny sakoivy raha mbola tsy miofo ho voangory (amin' ny foko sasany)
Vocabulaire  29  Zoologie: invertébrés

Anagrammes  30  bango, bonga

Mis à jour le 2023/10/24