Entrée (1/2) | 1 bonara |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Sihanaka]
mosavy: misy bonara |
Entrée (2/2) | 4 bonara |
Partie du discours | 5 nom |
Explications en malgache |
6 [1.78] [Tanala]
karazan-kazo fanao alokaloka sy aro-rivotra amin'ny voly kafe, 7 [1.1] Karazan-kazo an' ala maniry indrindra any amin' ny tanin' ny Sakalava izay mampiasa ny hodiny amin' ny fanaovana tombokavatsa |
Explications en anglais |
8 [1.2] A tree which supplies a remedy for syphilitic tumours. Albizia lebbeck, Bth. The Sakalava use the bark in tatooing, and the scent of the flower is said to produce malarial fever. [French bois noir] 9 [2.515] Albizia Cassia |
Explications en français |
10 [1.3] Bois-noir. Albizia lebbeck, Benth. 11 [1.19] [Tankarana] espèce d'arbre, bois noir. 12 [1.196] (du français « bois noir ») Albizia lebbeck Benth. (Fabaceae). [Betsimisaraka] 13 [Sakalava] 14 [Tsimihety] |
Vocabulaire |
15 Botanique: plantes médicinales |
Synonymes | 16 baonara |
Analogues | 17 albizia, cassia |
Nom scientifique |
|
Citations | 19 Textes citant bonara |
Illustrations |
|
Anagrammes | 21 |
Mis à jour le 2025/01/21 |