|
|
|
|

Entrée1  bokotra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Zavatra vita tamin' ny tandroka na hazo na nifin' elefanta voamboatra boribory ka apetaka amin' ny akanjo mba hanidiana ny laniny roa aminy misaraka: Boko-palitao
4  Lava-bokotra: lavaka atao amin' ny akanjo izay zairina ny sisiny ary atao hidin' ny bokotra
5  Zavatra boribory fampandehanana ny vata fandraisam-peo sasantsasany: Ahodino ny bokotra fa tsy tiako izany hira izany [1.1]
Explications en anglais  6  a button. [Eng. Button.] [1.2]
7  [French bouton] a button. [1.7]
Explications en français  8  [français bouton] bouton [1.8]
Exemples  9  Nanindry bokotra kely teo ankavian' ny latabany izy. [2.471]
10  Njay ny an' ialahy", hoy aho namaha ny bokotra malabariko. [2.4]
11  Eto dia vozon' akanjo tsy mihidy bokotra fa mivelatra mampiseho tenda. [2.643]
Vocabulaire  12  Economie: vêtements
Mots composés 

Anagrammes  17  bokotra, katrobo, oktobra

Mis à jour le 2023/06/18