Entrée | 1 boba |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Taimoro]
betsaka, maro 4 [1.1] Mora vidy izaitsizy, ambany vidy aoka izany |
Explications en français |
5 [1.19] [Tankarana]
nombreux, bon marché. |
Exemples |
6 boba ny voankazo [1.1] 7 Varo-boba itỳ ny eto an-tsena fa hariva ny andro no avy ny orana [1.1] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |