|
|
|
|

Entrée (1/2)1  -bitro
Partie du discours  2  forme morphologique de vitro

Entrée (2/2)3  bitro
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  [1.1] Biby fiompy fihinana sahala habe amin' ny saka, saingy lava sofina sy mihinana ahitra na zavamaniry.
Explications en anglais  6  [1.2, 1.7] a rabbit
7  [1.7] a hare
Explications en français  8  [1.3, 1.54, 1.8] lapin
Exemples  9  niompy bitro vavy bevoka, natao mba hahazoam-bola. [2.59#]
10  Ny bitro dia mahagaga ny Malagasy loatra fa mbola tsy hitany, ka noheveriny ho voalavo makadiry. [2.649]
Vocabulaire  11  Zoologie: mammifères
Synonymes  12  rabitro
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot bitro

Anagrammes  17 

Mis à jour le 2025/01/21