|
|
|
|

Entrée1  bilady
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Taimoro] tany, faritany, firenena
4  [1.353#61] [Bara] tany, dia toy ny tany onenana (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany)
5  [1.1] Teny enti-milaza ny trano itoerana sy ny tany onenana, ny harena sy ny fitohizan' ny fianakaviana na foko amin' izay soa na tombontsoa efa ananany: Isika mianakavy: tsy ho vaky bilady amin' izay nentin' ny ray aman-dreny na ny razana
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/07