|
|
|
|

Entrée1  bibimora
Mots élémentaires  2  biby, mora
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Karazam-bibilava malemy fanahy ka izany no nahatonga ny anarany; somary volontany ny volony fa ny ambany kibony mipentina fotsy vasobasoka
Explications en anglais  5  [1.2] [mora, gentle.] A species of small, brown, harmless snake. Same as bibindramahavaly
Exemples  6  Tsy bibilava fa bibimora tsy manan-tongotra hitsipaka. [1.281#ilayatodiorokorokasyireompandroakasarety]
7  Ka raha nisy bibimora novonoina tsy afa-manohitra, raha nisy adala nambakaina tsy afa-mitsara, raha nisy lohasaha mangina tsy nisy mpanatrika [2.296#]
Synonymes  8  bibindramahavaly

Mis à jour le 2024/12/10