|
|
|
|

Entrée1  beririnina
Radical  2  be, ririnina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Anarana nilazana ireo mpandranto fahiny izay tsy niala teto Imerina tamin' ny fotoanan' ny tazo, ka tsy nidina tany ambany ravinkazo raha tsy tamin' ny ririnina, fotoana tsy misy tazo [1.1]
Explications en anglais  5  [ririnina, winter.] The birds that come up into Imerina during the winter only
6  people who go to fever districts for trade during the winter
7  a kind of porcelain. [1.2]
Vocabulaire  8  Zoologie: oiseaux

Mis à jour le 2020/07/31