|
|
|
|

Entrée (1/2)1  be minono
Mots élémentaires  2  be, minono
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.78] [Taimoro] [beminono] zaza 18 taona no miakatra
5  [1.1] [Tsimihety] [beminono] Tovolahy tsaraina momba ny fandoavan-ketra
6  [1.1] ilazana ny zaza efa lehibe nefa tsy sarahina, ary anambarana koa ny olona miankindava amin' ny hafa, tsy mahavelon-tena raha tsy ampiana
Exemples  7  [2.436#] Tokony ho fantatra koa fa ny tovolahy sihanaka efa mato-tsaina ka vonona ny haka vady dia lehilahy efa mahaleo tena: manana tanimbary sy omby misimisy ihany, fa tsy mba lehilahy mbola "beminono" (miankina amin' ny ray aman-dreny)
Analogues  8  mpinonolehibe

Entrée (2/2)9  Beminono
Mots élémentaires  10  be, minono
Partie du discours  11  nom propre (ethnonyme)
Exemples  12  [2.508] Nisy faritra efatra tao amin' ny menabe, dia ny Ombalahifotsy, ny beminono, ny Masonkarena ary ny Dimanjehy.
Vocabulaire  13  Géographie: pays, peuples

Anagrammes  14  Beminono, be minono

Mis à jour le 2025/02/08