Entrée (1/2) | 1 barabara |
Radical | 2 bara |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fampiasa matetika kokoa noho ny hoe bara: Farina (feo): Barabara feo ianao izany Tsy ampiampy (saina): Olona barabara saina |
Explications en anglais |
5 [1.2] hoarse, having a rough voice; foolish. See farimpeo |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 9 barabara |
Partie du discours | 10 adjectif |
Explications en malgache |
11 [1.78] [Taisaka]
mitavozavoza |
Explications en français |
12 [1.82] [Taisaka]
maladroit, qui gâche tout ce qu'il fait |
Exemples |
13 fa raha ny be sy ny maro kosa dia mbola barabara avokoa : ny tokantranony maloto, ny fitafiany ratsy sady tsy ampy [2.113#] |
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |