|
|
|
|

Entrée1  banky fametraham-bola
Mots élémentaires  2  banky, fametrahana, vola
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.13] banky mandray petra-bola avy amin'ny olon-tsotra ary mampiasa izany amin'ny fampindramana amin'ny fepotoana fohy
Explications en français  5  [1.13] banque de dépôt
Vocabulaire  6  Economie: finances, gestion

Mis à jour le 2024/12/07