|
|
|
|

Entrée (1/2)1  banky
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Enti-milaza olona tsy manana na inona na inona intsony noho ny fahavoazana nihatra taminy. (Jereo Bankirompitra, bankiroty)
Analogues  4  foan-tanana, majifa ny fananana, lany fatotra amam-pondrana, tsy am-bariraiventy, kisoa bory rambo, tsy kitay tsy vary maina, tsy filo tsy fihatsaka, tsy kibay tsy fively, mangadihady toy ny vilany nahandroam-patsa

Entrée (2/2)5  banky
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7  [1.1] Trano fitehirizam-bola izay ametrahan' ny olona vola, isamboram-bola misy antoka, miraharaha ny fifamoivoizan' ny vola, ary manonta vola koa aza indraindray
8  [1.13] andry ara-bola natao hisahana ny raharaham-bola ao amin'ny firenena iray
Explications en français  9  [1.13] banque
Vocabulaire  10  Economie: finances, gestion
Mots composés 

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21