|
|
|
|

Entrée1  banga ridana
Mots élémentaires  2  banga, ridana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] tsy misy nify na dia iray aza
Explications en anglais  5  [1.2] (bangaridana) To be toothless.
6  [1.7] having some teeth missing
Explications en français  7  [1.8] édenté
Exemples  8  Nisy Rangahibe poamaso ila, be volombava sady banga ridana nampitahotra ahy. [2.332#3]
9  Inona no ilain'ialahy no aty ialahy no mianakendry manani-bohitra, hoy ity sakalava bangaridana. [2.895#100]
Vocabulaire  10  Santé
Synonymes  11  banga nify
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/10