|
|
|
|

Entrée1  bamba iray
Mots élémentaires  2  bamba, iray
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.10#B.46] miravona tsy misy avo sy iva, na fiavakavahana
5  [1.1] bamba
Explications en anglais  6  [1.7] level or alike all over
Explications en français  7  [1.8] égal ou de même niveau partout, uniforme
Exemples  8  [1.223] ka nanjary bamba iray tsy nisy famavany intsony mampahatsiaro irony tongo-tsariolona vorodamba, filalaon'ny ankizy fahizay.
9  [2.472] tsy hita loatra ny hanavahana ny hoditra mitanjaka sy ny faritra mitafy amin' ny tenany, fa saika bamba iray izany rehetra izany.
Autres orthographes  10  bambaray, bambiray

Anagrammes  11  bamba iray, mibarabay

Mis à jour le 2025/02/02