|
|
|
|

Entrée1  bakalorea
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fanadinana mamarana ny fianarana ambaratonga faharoa; diplaoma amena an' izay afaka an' io fanadinana io: Manao fanompoam-pirenena ivelan' ny tafika ny mpianatra afaka bakalorea [1.1]
Exemples  4  atao mahomby kokoa ny fandaminana ny lalam-piofanana ho an’ny mpianatra vao afaka bakalorea; [4.27]

Mis à jour le 2020/07/31