|
|
|
|

Entrée1  baheza
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Musique: (en général)
Explications en malgache  4  hira fanao amin'ny fiandrasam-paty [Sihanaka] [1.78]
5  Hira vako-drazana fanao amin' ny fiandrasam-paty [1.1, 2.472]
Explications en anglais  6  a song sung by men when attending the dead. (Prov.) [1.2]
Exemples  7  Izay aho vao nahaheno baheza [2.472]
Autres orthographes  8  bahaiza

Anagrammes  9  baheza, bazeha, Behaza, zahabe

Mis à jour le 2020/07/31