|
|
|
|

Entrée (1/2)1  bahana
Partie du discours  2  nom
Explications en anglais  3  [1.2] sitting or standing in a straddling manner.
4  [1.7] a straddling
Explications en français  5  [1.3] Position des membres écartés, surtout des jambes
6  [1.8] position des jambes écartées
Exemples  7  Indreo tazany miaramila anankiroa maka bahana amin' ny lalan-kely mivoaka any amin' ny arabe. [2.472]
8  Vato fisaka fivelezana no itombenany ary be bahana ery izy manatsotra ny ranjony te hiala havizanana sy mamono lamba ny tapany ambony. [2.470]
Dérivés 
9  Verbes actifs :
10  Verbes passifs :
11  Noms :
12  Adjectifs :
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot bahana

Entrée (2/2)14  bahana
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16  [1.1] Fakana toerana be, fitanana toerana be; tsy fanomezana toerana ny sasany, fisakanana na fisalovanana tsy hahazoan' ny sasany mandeha; famaritana ny tokony tsy ho efan' ny tena
Explications en anglais  17  [1.2] an impediment, a hindrance, a barrier.
Explications en français  18  [1.3] barrière
Dérivés 
19  Verbes passifs :
Mots composés 

Anagrammes  21 

Mis à jour le 2025/01/21