|
|
|
|

Entrée1  azon' ny tamberin-tany
Mots élémentaires  2  azo, tamberin-tany, verina, tany
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  miverimberina eo amin' ny toerana efa naleha [1.1]
Exemples  5  Ary Farao hilaza ny Zanak'Isiraely hoe: azon' ny tamberintany izy ka voahidin'ny efitra. [2.996]

Mis à jour le 2024/12/23