Entrée (1/2) | 1 avotana |
Radical | 2 avotra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Vonjena amin' ny fahavoazana, amin' ny mahaporitra: Navotany tamin' ny fanandevozanany firenena avoty kely aho raha manambola ianao Enti-milaza zavatra efa namidy ka vidina vola indray fa tiana hiverina amin' ny tena: Navotako indray ilay tany namidiko tamin-dRabe Vidina, onerana: Havotanao lafo izany vavanao izany |
Explications en anglais |
5 [1.2, 1.7] to be redeemed, to be ransomed |
Explications en français |
6 [1.8] qu'on rançonne, qu'on rachète |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 11 avotana |
Radical | 12 avotra |
Partie du discours | 13 verbe passif |
Explications en anglais |
14 [1.2] to be plucked up, rooted up, or eradicated |
Morphologie |
|
Anagrammes | 19 |
Mis à jour le 2025/01/21 |