Entrée avoanjo (voanjo)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Enti-milaza ireo olona amponenina amin' ny toerana iray hanamainty molaly ny tany, na ireo miaramila apetraka hiandry tany ao [1.1]
Morphologie 
Présent : avoanjo, avoanjoko, avoanjonao, avoanjony, avoanjontsika, avoanjonay, avoanjonareo, avoanjon', avoanjon-, avoanjom-
Passé : navoanjo, navoanjoko, navoanjonao, navoanjony, navoanjontsika, navoanjonay, navoanjonareo, navoanjon', navoanjon-, navoanjom-
Futur : havoanjo, havoanjoko, havoanjonao, havoanjony, havoanjontsika, havoanjonay, havoanjonareo, havoanjon', havoanjon-, havoanjom-
Impératif : avoanjòy

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20