Entrée | 1 avily |
Radical | 2 vily |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Atodika: Avilio miankavanana ny lohan' ny lakana sao dia midona amin' ny vato / Avilio ny sainao mba tsy hihevitra izany intsony 5 Ahodina: Naviliny ny masony mba tsy hahita ahy 6 Atolaka: Havilin' Andriamanitra anie izany loza izany! 7 Afindra, ailika: Aza avilinao atỳ amiko ny ratsy nataonao [1.1] |
Explications en anglais |
8 to be turned aside from a road or from a direction [1.7] |
Explications en français |
9 qu'on détourne, qu'on fait dévier, qu'on change de chemin ou de direction [1.8] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 14 avili, avily, vilia |
Mis à jour le 2023/01/20 |