|
|
|
|

Entrée1  averimberina
Radical  2  verimberina
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en français  4  [1.5] qu'on répète souvent, qu'on redit sans cesse
Exemples  5  Indraindray ny hevitra izay kasaina holazaina dia averimberina; [1.38]
6  Lesona averimberina sy ampianarina ny ankizy ny tapasiry, koa tsy mahagaga raha izy ireo no maro voaray feo. [2.606]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot averimberina

Mis à jour le 2024/12/11