Entrée | 1 avarina |
Radical | 2 varina |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Azera, atsingidina, avalangitrika: Tsy tratra navarin' ilay mpangalatra tany ankady ireo entana nangalariny 5 Aidina, aongana: Navarina kilasy ilay miaramila nahavita hadisoana 6 Ampidinina, alefa: Firy ny omby navarinao tany Toamasina [1.1] |
Explications en anglais |
7 to be thrown down; to be exported [1.7] |
Explications en français |
8 qu'on précipite ; qu'on exporte [1.8] |
Morphologie |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot avarina |
Anagrammes | 14 avarina, iravana, variana |
Mis à jour le 2023/01/20 |