|
|
|
|

Entrée1  avadika
Radical  2  vadika
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Atao miamboho: Avadiho ny lalimoara
atao ivelany ny ao anatiny: Navadiny ny zipony ka nihomehy daholo ny olona
aseho ny lafiny mbola tsy niseho: Avadiho amin' izay ny takelaka
iodinana: Navadiky ny sakaizany izy
afindra ho amin' ny fasan-drazana na fonosin-dambamena: Amin' ny herintaona no havadika i Dadatoa
Explications en anglais  5  [1.7] to be turned over
to be changed (of a conversation)
Explications en français  6  [1.3, 1.8] qu’on retourne
7  [1.3, 1.8] qu’on trahit
8  [1.3] qu’on change de côté, qu’on tourne, qu’on met à l'envers, qu'on chavire
qu’on transporte dans un autre tombeau
9  [1.8] dont on change le sujet (conversation)
Exemples  10  Navadik'ilay kary aho (Ce coquin m’a trahi) [1.3]
11  Asa tany Mila avadika ny tany rehefa mamboly. [2.117]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Mots composés 
Phytonymes 

Anagrammes  20 

Mis à jour le 2025/01/21