|
|
|
|

Entrée1  atsinkafona
Radical  2  tsinkafona
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Ahevaheva eny ambony rano: Aza dia atsinkafona re ny loto efa mandry any ambany rano any e!
Zavatra tsy nisy nahalala na efa hadino ka atranga ho hitan' ny be sy ny maro: Natsinkafony teo tamin' ny kabary nataony ny kileman' ilay maty
Explications en anglais  5  [1.7] to be made to float
Explications en français  6  [1.8] qu'on fait flotter sur l'eau
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11  anofantsika, atsinkafona, fanoantsika, foanantsika, ifantsanako, nafantsikao, nantsafaiko, naofantsika

Mis à jour le 2025/01/21