Entrée | 1 atrehina |
Radical | 2 atrika |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Jerena eo anoloana: Natrehin' ny lehiben' ny fampianarana ny fizaran-doka tao amin' ny sekolinay 5 Hita maso: Natrehinao ve ny nikapohany ny zandrinao [1.1] |
Explications en anglais |
6 see atrika. [1.2] 7 to be faced [1.7] |
Explications en français |
8 à quoi on fait face, dont on est témoin [1.8] |
Morphologie |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot atrehina |
Anagrammes | 14 atrehina, haretany, haterany, haterina, hena raty, hetranay, hiaretan, hietrana, iatrehan, ihetrana, iretahan, iterahan, niatreha, niretaha, niteraha |
Mis à jour le 2023/01/20 |