Entrée | 1 atoby |
Radical | 2 toby |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Asaina milasy: Atobio eto ny miaramila Angonina, vorina: Natoby teo an-tokotany ny remby azo |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be placed in various places, as heaps of rice 6 [1.7] to be gathered in heaps; to be placed about in small heaps |
Explications en français |
7 [1.8] qu'on réunit en tas; qu'on fait camper, qu'on place en petits tas |
Exemples |
8 Tany moa rahefa handihy ny ao an-tanàna, dia atoby iray toerana ny dabilio ao an-tsekoly, dia samy manao izay ataony eo ny olona. [2.4#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 13 atoby, baoty, boaty, tioba, tobai |
Mis à jour le 2025/01/21 |