|
|
|
|

Entrée1  aterina
Radical  2  atitra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Entina: Naterina tany amin' ny hopitaly ilay marary
averina amin' ny nakana azy: Atero ny sininay nindraminareo
Explications en anglais  5  [1.7] to be offered; to be conveyed
Explications en français  6  [1.3, 1.8] Qu’on offre
7  [1.3] qu’on conduit, qu’on porte
8  [1.8] qu'on apporte
Exemples  9  Dia aterina lavidavitra, am-panajana, ny mpamangy. [2.245]
10  avy any Madera amy ny Ambodirano ny solifara aterina mankeo. [2.48]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :

Anagrammes  15 

Mis à jour le 2025/01/21