Entrée | 1 atanina |
Radical | 2 tanina |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Atao na atodika amin' ny afo, amin' ny masoandro: Nataniny andro ny volony lena. / Atanino eo anilan' ny afo io akanjonao io fa tsy misy hanaovanao rahampitso |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be heated in the sun or by the fire |
Explications en français |
6 [1.8] qu'on expose à la chaleur du soleil ou du feu |
Morphologie |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot atanina |
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |