Entrée | 1 atambatra |
Radical | 2 tambatra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Akambana, ampiraisina, aharo: Natambany tao am-pisoko iray daholo ny akoho sy ny vorona ary ny gisa / Natambatry ny fifankatiavan' ny ankizy isika ray aman-dreny roa tonta Atontaly: Natambatro ny vola azoko omaly sy afakomaly ka nahatratra efajato Atohy: Hazo fisaka efatra no natambatra nanaovana itỳ latabatra itỳ |
Explications en anglais |
5 [1.2#608] to be joined to, to be connected to something. Used of that which is the addition made |
Explications en français |
6 [1.3] qu'on met ensemble, qu'on réunit, qu'on unit, qu'on assemble, qu'on joint, qu'on additionne: Tsy azo atambatra ao amin' ny efitrano iray ireo mpianatra rehetra ireo (On ne peut pas réunir tous ces élèves dans une même salle) |
Exemples |
7 atambatra, dorana, atao amy ny rano ho sotroina, izany kosa no fanafody. [2.48] 8 Io kosa niseho rehefa nanjaka Radama, saingy atambatra eto ny fìlazana azy. [1.437#] 9 Voalohany dia tsara raha atambatra ho iray ny sata roa manavaka ny ambanivohitra sy ny ambonivohitra. [4.27#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |