Entrée | 1 asongadina |
Radical | 2 songadina |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Avahana tsara; avongady, aboridana [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be uncovered [1.2#588] |
Explications en français |
6 à séparer, à écarter, à isoler ; à dépouiller de ses vêtements [1.3#630] |
Exemples |
7 Azo asongadina fa lanin' ny sakafo ny antsasaky ny vola miditra, taratry ny fahantrana izany. [4.27#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 andaingosa, asangodina, asongadina |
Mis à jour le 2023/01/06 |