Entrée (1/2) | 1 asara |
Radical | 2 sara |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza ny vola na zavatra omena ho saran-javatra, ho hofany: Kely loatra ity vola asaranao ny lakana ity |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 9 asara |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en malgache |
11 [1.78] [Taisaka]
fotoam-pahavokaran'ny vary (Novambra - Janoary) 12 [1.78] [Bara, Tanala] fahavaratra 13 [1.1] [Sakalava] Tonon-taona fahavaratra 14 [1.13] fizaran-taona mafana sy be orana |
Explications en anglais |
15 [1.2] the rainy season. [Ar. As-sahr, the month.] |
Explications en français |
16 [1.82] [Taisaka]
mois de décembre, récolte du riz, saison de la récolte (novembre à janvier) 17 [1.13] saison des pluies |
Vocabulaire |
18 Temps 19 Géographie: (en général) |
Synonymes | 20 asaramanitry |
Mots composés |
|
Anagrammes | 25 |
Mis à jour le 2025/01/21 |